Entry sangotra
Part of speech noun
Malagasy definition Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy ny salohiny izay masaka [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23