Entry fisangotra (sangotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina misangotra na mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy [Rajemisa 1985]

Entry fisangotra (sangotra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo sangorina [Rajemisa 1985]

2009/02/23