Entry sangongo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Trafo amin'olona [1.78]
  [Sihanaka] Trafo [1.78]
 Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo
Antontan-javatra
Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1]
Explanations in French Réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3]
Examples Ny Sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy. [2.245]
Derivatives 
Synonyms tangongo ~ vangongo

Updated on 2023/02/19