Entry | 1 sangisangy |
Root | 2 sangy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin' ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin' ny olona mifankazatra amin' ny tena Kihaihay, kiniania |
Explanations in English |
5 [1.7] play, sport |
Explanations in French |
6 [1.8] jeu, plaisanterie; sport 7 [1.5] badinage, plaisanterie, amusement |
Synonyms | 8 hadrohadro, hanihany, sangy, vazivazy |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word sangisangy |
Updated on 2023/09/16 |