Entry sandoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka
Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1]
Explanations in English A fraud [1.7]
Explanations in French Fraude [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry sandoka
Part of speech adjective
Explanations in English Fraudulent, false [1.7]
Explanations in French Frauduleux, faux [1.8]
Compound words 

Updated on 2023/05/19