Entry fisandoka (sandoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon' ny zavatra tsy azy akory [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20