Entry | 1 asanda |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy mitovy vidy: Inona àry no hasandanao raha hatakaloko an' itỳ kiraro vao itỳ iny satrokao efa nanaovana iny? |
Root | 4 sanda |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |