Entry sampon > sampona
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1]
Explanations in English A hindrance
Hindered [1.7]
Explanations in French Empêchement
Empêché [1.8]
Examples Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [2.324]
Derivatives 
Proverbs 

Entry sampon > sampona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1]
Explanations in English Malformed offspring [1.7]
Explanations in French Enfant mal formé, monstre [1.8]
Compound words 

Anagrams 

Entry sampon > sampo
Part of speech noun
Explanations in French  [Vezo] Contretemps, extraordinaire, difformité, handicap, monstre naturel, nouveauté  - > biby, hanja, jimobe, kokolampy, kombo [1.68]

Entry sampon > sampo-
Part of speech morphological form of sampona