Entry sampona
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
¶ Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [Rajemisa 1985]
English definition a hindrance
¶ hindered [Hallanger 1973]
French definition empêchement
¶ empêché [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

Entry sampona
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [Rajemisa 1985]
English definition malformed offspring [Hallanger 1973]
French definition enfant mal formé, monstre [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 

Updated on 2013/06/11