| Entry | 1 sampilahy |
| Elementary words | 2 sampy, 3 lahy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [Antambahoaka] samboady
[1.78] 6 Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy [1.1] |
| Examples |
7 Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy.
[1.437#]
8 Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io. [2.857#] |
| Updated on 2026/02/04 |
|