Entry salohy
Part of speech noun
Malagasy definition Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [Rajemisa 1985]
English definition a head of rice; a cluster of grapes [Hallanger 1973]
French definition épi, grappe [Abinal 1888]
 épis de riz; grappe de raisins [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [Andraina: Sahabe, page 1]
2Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [Andraina: Mitaraina, page 223]

Entry salohy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] Lefona [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry Salohy
Part of speech name (book or play title)
Malagasy definition jereo Ratsifandrihamanana: Salohy
Author 
Tables and plates All the titles

2017/10/19