Entry (1/2) | 1 sakaiza manody |
Elementary words | 2 sakaiza, manody |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika [1.1] |
Explanations in French |
5 faux ami, traître, homme perfide [1.196] |
Examples |
6 sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa. [2.472] |
Entry (2/2) | 7 sakaizamanody |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in French |
9 Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody. [1.196] |
Vocabulary |
10 Botany 11 Religions, Beliefs |
Anagrams | 12 sakaiza manody, sakaizamanody, sakaiza manody, sakaizamanody |
Updated on 2023/04/16 |