Entry sahona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [Rajemisa 1985]
Explanations in English a frog [Hallanger 1973]
Explanations in French grenouille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
sahona
sahoko
sahonao
sahony
sahontsika
sahonay
sahonareo
sahon'
sahon-
sahom-
saho-
-tsahona
-tsahoko
-tsahonao
-tsahony
-tsahontsika
-tsahonay
-tsahonareo
-tsahon'
-tsahon-
-tsahom-
-tsaho-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [Dahle: Angano, page 247]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [Rinara 1974, page 25]
Quotes 
Articles 

Entry sahona
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Updated on 2020/09/29