Entry sadasada manana endrika (sada, anana, endrika)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-pitenenana io dia lazaina aorian' ny hoe vangavanga manan-tsoratra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31