|
|
|
|

Entry (1/7)1  rose
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanosy] antsiantsy (androngo)
Vocabulary  4  Zoology: reptiles, amphibians

Entry (2/7)5  rose    
Root  6  rise
Part of speech  7  past of active verb rise
Explanations in English  8  [1.17] jereo rise

Entry (3/7)9  rose    
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.9] vonindraozy
Explanations in English  12  [1.17] voninkazo raozy; haingo voamboatra ho tahatahaka ny raozy; loko mavokely

Entry (4/7)13  rose    
Part of speech  14  feminine noun
Explanations in Malagasy  15  [1.9] vonindraozy: Couleur de rose (menamena toy ny vonindraozy)
16  [1.4] vonin-draozy
hamenamena : Elle a un teint de rose (Menamena tarehy izy)
Explanations in French  17  [1.66] raozy : Et rose elle a vécu ce que vivent les roses, l'espace d'un matin (Ary raozy izy, ka tsy niaina afa-tsy ny andro iainan' ny raozy dia indray maraina ihany! -- Ronsard)

Entry (5/7)18  rose    
Part of speech  19  masculine noun
Explanations in Malagasy  20  [1.9] fahamenamenana, fivolon-draozy
21  [1.4] volon' ny mavokely

Entry (6/7)22  rose    
Part of speech  23  adjective
Explanations in Malagasy  24  [1.4] mavokely
25  [1.9] menamena, mavokely
Explanations in French  26  [1.66] mavokely: Le ciel est rose, et roses sont les maisons endormies, et rose aussi le sol de la place déserte (mavokely ny lanitra, mavokely ny trano mbola tsy misy olo-mifoha, ary mavokely koa ny tany eo amin' ilay jianja foana)
mahafinaritra: La vie apparaissait rose sous les beaux traits d'enfants nichés dans la maison (hita nahafinaritra ny fiaina nalokalofan' ireo ankizy tsara endrika nonina tao an-trano)

Entry (7/7)27  rosé    
Part of speech  28  adjective
Explanations in Malagasy  29  [1.4] menamena: Un teint rosé (Tarehy menamena)
Explanations in French  30  [1.66] miloko mavokely: Vin rosé (divay miloko mavokely)

Anagrams  31  rose, sore

Updated on 2020/12/30