Entry androngo
Part of speech noun
Malagasy definition Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [Rajemisa 1985]
English definition a species of lizard. [Richardson 1885]
 a lizard [Hallanger 1973]
French definition lézard gris [Rajemisa: Vakoka]
 lézard [Hallanger 1974]
Examples ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [Dahle: Angano, page 229]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Analogy  antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry
Illustrations 

2016/03/06