|
|
|
|

Entry1  rombaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza
Examples  4  Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. [2.996]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  11  kambaro, karambo, rombaka

Updated on 2020/07/31