Entry mandrombaka (rombaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako
Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany [1.1]
Explanations in English To snatch away [1.7]
Explanations in French Prendre par la force, saisir [1.8]
Morphology 
Present : mandrombaka
Past : nandrombaka
Future : handrombaka
Imperative : mandrombaha

Updated on 2023/01/20