Entry |
rohy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Tady, kofehy [1.78]
|
| Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
|
Explanations in English | A cord used for binding [1.7]
|
Explanations in French | Attache, lien [1.8]
|
Examples | Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana.
[2.643]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
rohy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Omby voafatotra mba hoterena [1.78]
|
| [Tsimihety]
Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [1.1]
|
|
Entry |
ROHY
|
Part of speech | noun (acronym)
|
Explanations in Malagasy | Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
|
Analogs |
Acronyms
|
|