Entry arohy (rohy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Afatotra, amatorana: Intỳ ny tady harohy ny ondry
Afehy, amehezana: Omeo kofehy harohy itỳ hazo hokapaina [1.1]
Morphology 
Present : arohy, arohiko, arohinao, arohiny, arohintsika, arohinay, arohinareo, arohin', arohin-, arohim-
Past : narohy, narohiko, narohinao, narohiny, narohintsika, narohinay, narohinareo, narohin', narohin-, narohim-
Future : harohy, harohiko, harohinao, harohiny, harohintsika, harohinay, harohinareo, harohin', harohin-, harohim-
Imperative : arohizo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20