|
|
|
|

Entry1  roa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa
Explanations in English  4  [1.7] two
Explanations in French  5  [1.3, 1.8, 1.5] deux
International  6  [3.1] 2
II
Examples  7  [2.470] Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana.
8  [2.471] Nidina izahay roa lahy.
9  [2.472] Efitra roa ny tranonay.
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Adjectives :
14  Adverbs :
Synonyms  15  anankiroa
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Titles  107  Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
108  Roa vady (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  109  Proverbs containing the word roa
Tables and plates  110  The Numbers
111  Addition
112  Multiplication
Article  113  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  114  aro, ora, ora-, rao-, rao, roa

Updated on 2025/04/19