Entry rikarikan-taolana (rikarika, taolana)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [Rajemisa 1985]
French translation amas d'ossements, squelette [Abinal 1888]
Vocabulary 
Synonyms karana

Updated on 2020/07/31