Entry resa-be
Elementary words resaka ; be
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina [1.1]
Examples 
1ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana! [2.357]
2Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena. [2.529]

Updated on 2023/06/17