Entry (1/3) | 1 reny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao 4 Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1] |
Explanations in English |
5 mother, female parent [1.7] |
Explanations in French |
6 mère [1.3, 1.54, 1.8] 7 tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3] 8 parente [1.8] |
Examples |
9 Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324] 10 Izaho koa mba manana reny. [2.471] 11 nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48] |
Vocabulary |
12 Relationships: family |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Patronyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 39 Proverbs containing the word reny |
Article |
40 Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 41 reñy |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in Malagasy |
43 tsy fandrenesana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 44 reny |
Part of speech | 45 participle re and pronoun |
Explanations in Malagasy |
46 Mitovy amin' ny re [1.1] |
Explanations in English |
47 another form of re [1.2] |
Explanations in French |
48 entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3] |
Anagrams | 49 reny, reñy, reny, reñy |
Updated on 2024/09/02 |