Entry rendremana (rendrika)
Part of speech adjective
Malagasy definition Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendremana fotsiny izahay rehetra [Rajemisa 1985]
English definition Almost asleep, heavy with sleep [Hallanger 1973]
French definition à moitié endormi, endormi [Hallanger 1974]
Other spellings 

2013/06/08