Entry rembana
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok' omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jereo dimbana) [Rajemisa 1985]
Analogues  Shapes of cattle horns

Updated on 2020/07/31