| Entry | 1 dimbana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ
4 Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [1.1] |
| Explanations in English |
5 irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
6 also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [1.2] |
| Explanations in French |
7 le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse.
[Tankarana]
[1.19] |
| Derivatives |
|
| Other spellings | 16 limbana |
| Synonyms | 17 ampelamamoly |
| All compound words | 18 4 combinations of that word |
| Tables and plates |
19 Shapes of Cattle Horns |
| Illustrations |
|
| Updated on 2025/12/25 |
|