|
|
|
|

Entry (1/3)1  ravoravo
Root  2  ravo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana.
Explanations in English  5  [1.2] exultant
6  [1.7] joyous, happy
Explanations in French  7  [1.8] heureux, joyeux
Examples  8  A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! [2.150#168]
9  Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022#]
Derivatives 
10  Active verbs :
Synonyms  11  ravo
Compound words 

Entry (2/3)13  ravoravo
Root  14  ravo
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo
Explanations in French  17  [1.3#548] terre blanche qui sert à blanchir les maisons
Derivatives 
18  Adjectives :
Synonyms  19  taniravo
Compound words 

Entry (3/3)21  ravoravo
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  [1.78] [Tanala] karazam-borona mpanaraka ny farimaso
Vocabulary  24  Zoology: birds

Anagrams  25  ravoravo, rovarova, voravora

Updated on 2023/08/12