Entry taniravo (tany, ravo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] tanimanga, tany mora [Rakotosaona 1975]
 tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [Rajemisa 1985]
Explanations in English [ tany ravo ] white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [Richardson 1885]
 chalk [Rabearana: Vocabulary]
Explanations in French terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [Abinal 1888]
Vocabulary 
Examples 
1Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [Callet: Tantara, page 120]
2toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147]

Entry Taniravo (tany, ravo)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Examples Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any Taniravo amy ny Mandiavato [Callet: Tantara, page 203]

Updated on 2020/07/31