Entry ravo
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms ravoravo
Examples olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo: [Andriamalala: Zazavavindrano, page 79]

Updated on 2020/07/31