Entry | 1 rava |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao |
Explanations in English |
4 [1.7] ruined, destroyed |
Explanations in French |
5 [1.8] démoli, détruit |
Examples |
6 Tsy ela dia rava ny trano; [2.470] 7 Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 16 simba, rota, levona, fongana, miongana, mirodana, ambony ambany, tsy misy vato mifanongoa |
Compound words |
|
Titles | 24 Trano rava (Randriamamonjy Esther) |
Anagrams | 25 rava, vara |
Updated on 2023/08/12 |