Entry raobine
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin' ny vatan' ny fitehirizandrano na amin' ny fantsondrano iray; tsiriry [1.1]
Synonyms tsiriry
Origin French: robinet.

Updated on 2020/07/31