Entry ranon-dolana
Elementary words rano ; lolana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ranona hontsam-bilia, ranon' ozan-dovia, rano avy amin' ny nanasana lovia, vilany [1.1]
 Rano maloto avy nampiasaina tamin'ny fikarakarana sakafo [1.13]
Explanations in French Eaux usées [1.13]
Examples Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470]

Updated on 2023/01/01