Entry | 1 ranona |
Elementary words | 2 ry, anona |
Part of speech | 3 pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona 5 lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao 6 Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany [1.1] |
Explanations in English |
7 Mister So-and-so [1.2] 8 what's-his-name [1.7] |
Explanations in French |
9 Monsieur un tel [1.8] |
Examples |
10 Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re. [2.472] |
Other spellings | 11 ianona, ianona |
Compound words |
|
Tables and plates |
15 All the pronouns 16 All the pronouns |
Updated on 2023/08/12 |