Entry anona
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [Rajemisa 1985]
English definition   Mr. So-and-so [Richardson 1885]
   what-do-you-call-it; [Hallanger 1973]
French definition   chose, ce qu'on n'exprime pas . [Hallanger 1974]
Derivations  
Analogy   ranona

Entry anona
Part of speech   noun
Malagasy definition   singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [SLP: Voambolana]
French definition   facteur [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names  

Entry anona
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] vanona, tsara [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [Rakotosaona 1972]
English definition   arrived at maturity, perfect. (Prov.) [Richardson 1885]

Entry anona
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo] Omby antitra [Rajemisa 1985]

Entry añona
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Sihanaka] vanona [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/01/18