Entry ranom-pototra (rano, fototra)
Part of speech expression
Malagasy definition ny faikafaikany sisa avy amin' ny fanasitiliana ny ranom-pary voalohany izay mbola afangaro indray amin' ny ranom-pary hositiliana fanindroany [Rajemisa 1985]
French definition résidu du vesou apràs une premiàre distillation, qu'on mêle à une seconde distillation [Abinal 1888]

2010/01/28