Entry |
ranomanitra
|
Elementary words | rano ; manitra |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena [1.1]
|
Explanations in English | [ rano manitra ] Eau-de-Cologne or any other scent. [1.2]
|
| Perfume, toilet water [1.7]
|
Explanations in French | Parfum [1.8]
|
| Eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce [1.196]
|
Examples |
1 | Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy.
[2.4]
|
2 | Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy.
[2.470]
|
3 | Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy.
[2.470]
|
|
Compound words |
|
|