Entry ranomandry
Elementary words rano ; mandry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
Fomban-domano misosa
Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1]
Explanations in English [ rano mandry ] A thin film found on water
A word used for ice
A mode of carrying palanquin. [1.2]
 Ice [1.7]
Explanations in French Glace [1.8]
Examples 
1ny tenatenany ohatra ny ranomandry; [1.406]
2Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470]
Compound words 

Entry Ranomandry
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -20.0333333, 46.9166667
-17.2333333, 46.85

Anagrams 

Updated on 2023/05/28