Entry rano mahery (rano, hery)
Part of speech expression
Malagasy definition a) rano misasasasa mafy avy any amin' ny toerana ambony ka manimba izay sendra azy
¶ rano maria, rano mena
¶ hatezerana izaitsizy: Tsy fanao ny mitsena rano mahery
¶ b) rano ampiasaina amin' ny famorana mba hanasana ny ferin-jaza; rehefa madiva ho maraina ny andro no alefa ny lehilahy matanjaka haka azy [Rajemisa 1985]
English definition Running water fetched hastily on the morning of performing circumcision for washing the wound [Richardson 1885]
French definition (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens traditionnel, ancien : eau consacrée qu'on allait puiser cérémonieusement pour la circoncision ; [Boiteau 1997]
Examples Ny mifehy voatavo dia fanomanana ny voatavo hitondrana ny ranomahery ilaina amin' ny famorana ny Zanakandriana. [Randriamamonjy: Tantara, page 426]

Entry ranomahery (rano, hery)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano] asidra [Rakotosaona 1972]
 Asidra mahery ampiasain' ny mpanefy haninginana [Rajemisa 1985]
English definition vitriol [Richardson 1885]
French definition (de rano : eau ; et mahery : forte). Sens moderne, technologie : les acides, comme l'acide sulfurique, etc. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

2019/08/17