Entry rano an-tsahafa (rano, sahafa)
Part of speech expression
Malagasy definition rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana [Rajemisa 1985]
English definition Business of agreements made by persons as to the place of doing something [Richardson 1885]

2010/08/26