Entry rano an-tandro-potsy
Elementary words rano ; tandro ; fotsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [1.1]

Updated on 2023/04/16