|
|
|
|

Entry1  rano maria
Elementary words  2  rano, maria
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
5  rano mafy [1.13]
Explanations in English  6  Water flowing swiftly [1.2]
Explanations in French  7  rapide [1.13]
Examples  8  Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]

Anagrams  9  Mariarano, rano maria

Updated on 2023/01/01