|
|
|
|

Entry1  rano mandeha
Elementary words  2  rano, mandeha
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana [1.1]
Synonyms  5  rano maria

Updated on 2023/01/01