Entry ranabavy
Elementary words ry ; anabavy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tampo aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao
Ilazana koa ny vadin' ny zaodahy [1.1]
Explanations in English An appellation of respect used by a brother in addressing any woman other than his mother, wife, or daughter. See anabavy [1.2]
 Sister a respectful term of address used by men [1.7]
Explanations in French Soeur, titre respectueux employé par un homme [1.8]
Examples 
1Izahay kosa tsy hanadino anao, ranabavy malala, hoy Bina. [2.499]
2Hitako fa manana anaka Ranabavy, hoy aho, saingy ahoana no ahafantaran'ise fa ho lahy ny zanakareo? [2.583]
Vocabulary 

Updated on 2023/03/22