Entry Ramatoa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, tsy ary ianao Raivo
Ampiasaina hilazana ny vehivavy vady andefimandry: Rangahy no tao an-trano fa ramatoa lasa niantsena
Ilazana amim-panajana rahefa mety ho vehivavy, ka ampiasaina mandeha irery izy na miaraka amin' ny anaran' Bay olona: Tsy naharitra ilay Ramatoa ka lasa. Tonga ao Ramatoa Rasoa
Iantsoana ny vehivavy iresahana: Aoka re, Ramatoa, fa azoko ny tianao holazaina [1.1]
Examples 
1Tapitry ny mpila ve Ramatoa? [2.131]
2Fa raha Ramatoa Ramavo kosa, marina mihitsy ny tenin-dRenilezo hoe: [2.324]
Vocabulary 
Antonyms 
Abbreviation 
Proverbs 

Updated on 2022/01/25