Entry | 1 Rakotonaivo François |
Elementary words | 2 Rakotonaivo, François |
Part of speech | 3 name (anthroponym) |
Explanations in Malagasy |
4 Rakotonaivo François (1924-) 5 Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924. Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo, Kolejy Masina Misely-Amparibe, ary Lycée Galliéni izy. Nampianatra nandritra ny 14 taona. Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety "Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe" niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison. Talen' ny gazety Sori-Dalana (1957-1958). Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo, tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978). Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy. [2.327] |
Vocabulary |
6 Literature: authors |
Literary works |
7 1961 Fianarana jeografia 8 1970 Ny Haintenin'ny Ntaolo 9 1990 Hainteny ankehitriny 10 1990 Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité : à Madagascar depuis son indépendance en 1960 11 1993 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina 12 1993 Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache 13 1997 Ny riba malagasy eran' ny nosy |
Tables and plates |
14 Full list |
Updated on 2023/11/20 |