Entry anivon' ny riaka (any, ivo, riaka)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [Rajemisa 1985]
Explanations in English the whole island of Madagascar [Richardson 1885]
Explanations in French au milieu des torrents ou de la mer
¶ Madagascar [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31