Entry |
rakibolana
|
Elementary words | rakitra ; volana |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy [1.1]
|
Explanations in French | Tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andra [...] [full text in 1.66]
|
Examples |
1 | Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky.
[2.606]
|
2 | Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia « mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy.
[4.27]
|
|
Titles |
|
|