Entry | 1 Rajaobelison Samuël |
Elementary words | 2 Rajaobelison, Samuël |
Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [3.1] Rajaobelison Samuël (1915-) (Zakarandahy) 5 [2.314] Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy, izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. |
Vocabulary |
6 Literature: authors |
Literary works |
7 Mpanjono 8 Mpikororoka ampombo 9 Ralaikamboty 10 Voninkazo taratasy 11 1957 Fehezam-bary gasy |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |