Entry rainiolona (ray, olona)
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [Rajemisa 1985]
English definition artillerymen [Richardson 1885]
French definition les artilleurs [Abinal 1888]
Vocabulary 
Examples Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [Andraina: Mitaraina, page 133]

Entry rainiolona (ray, olona)
Part of speech noun
English definition The elders of a tribe or town, the chief tribe [Richardson 1885]
French definition [ rain' ny olona ] les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [Abinal 1888]
Examples Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [Callet: Tantara]

2013/06/06